Teny iditra | mikotana (kotana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitabataba: Mikotana ny tany amin' izao fotoana izao Tsy mifanaraka: Mikotana ny mpiasa sy ny mpampiasa amin' ity tanàna ity [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mikotàna (kotana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
Fivaditsoratra | mañotaky, manotika, miantoka, mikatona, mikotana, mitakona, mitokana, mitonàka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |