Teny iditra 1/2 kotana (hotana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Korontandrontana misy fikomiana na ady, fifandirana sy fifanoherana, tabataba [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Tumulte, émeute, insurrection, bouleversement, révolution; querelle, rixe [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra 2/2 kotana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bara] Bridelia pervilleana var. humbertii Leandri (Phyllanthaceae). Voir aussi kotata. [1.196]
Anarana siantifika Bridelia pervilleana var. humbertii
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20