|
|
|
|

Teny iditra 1  kotranina
Fototeny  2 kotrana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny vilia sao vaky
9 Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan' alina, hono, izy / Kotranin' ny fakampanahy lava izao izy
10 Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tavoahangy hanadiovana azy [1.1]

Fivaditsoratra  kotranina, 11 tranokany

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19