Teny iditra | 1 kristianina alahady fa mangalatra akoho alatsinainy |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza ny olona mpihatsaravelatsihy izay miseho ho mpivavaka ivelany fotsiny nefa ny toetrany tsy manjary |
Singan-teny | 4 kristianina, alahady, mangalatra, akoho, alatsinainy |
Nohavaozina tamin' ny 2025/06/18 |
![]() |