|
|
|
|

Teny iditra1  lahaly
Sokajin-teny  2  tambinteny
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  alina [1.78]
5  Halina, tamin' ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban' ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  last night [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  la nuit dernière [1.8]
Tovy hevitra  8  ankaly, halina
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  10  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  11  lahaly, lalahy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31