|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  halina
Sokajin-teny  2  tambinteny
Voambolana  3  Fotoana
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milazany alina talohan' ny antoandro itenenana: Nisy nikotrokotroka halina ka taitra tampoka aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  last night [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  la nuit dernière [1.8]
Tovy hevitra  7  ankaly, lahaly
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (2/2)9  halina
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  tranchée. § hady [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  12  haly

Fivaditsoratra  13  halina, hilana, lahina

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/25