Teny iditra lahara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Endrika, tarehy [1.78]
  [Bara] Tarehy, endrika, handrina [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Face, front. (Rac. Làhatra). [1.19]

Teny iditra lahara
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Raha [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31