Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
laizina
(
la
y
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Atao haingana, mehina, rodorodoina:
Tsy azo laizina ny raharaha fa atao milamina ihany
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
laizina
, laiziko, laizinao, laiziny, laizintsika, laizinay, laizinareo, laizin', laizin-, laizim-, laizi-
Ny lasa :
nolaizina, nolaiziko, nolaizinao, nolaiziny, nolaizintsika, nolaizinay, nolaizinareo, nolaizin', nolaizin-, nolaizim-, nolaizi-
Ny hoavy :
holaizina, holaiziko, holaizinao, holaiziny, holaizintsika, holaizinay, holaizinareo, holaizin', holaizin-, holaizim-, holaizi-
Filaza mandidy :
laizo
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20