| Teny iditra | 1 lalaina |
| Fototeny | 2 lala |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Tiavina fatratra: Lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy
9 Isaonana 10 Karakaraina [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be loved, to be regarded with affection
[1.2] 12 to be loved, to be held dear [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 qu'on aime, qu'on chérit
[1.8] |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 alalina, 16 alilana, 17 ilalana, 18 lailana, lalaina, 19 laniala |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|