|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lalao
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Fialam-boly na fialan-tsasatra, ka ny sasany fandaniana andro fotsiny, ny sasany fampitomboanaherim-batana na herin-tsaina: Be lalao loatra ny zanakao no tsy androsoany amin' ny fianarana
15 Lanonana misy zavatra mahafinaritra: Nisy lalao mahavariana tao antranom-pokonolona omaly
16 Vazivazy: Misy manao lalao ratsy izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 play, recreation, amusement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 jeu, amusement [1.8]
Ohatra  19  lalao tsy mahomby loatra ity. [1.437#]
20  nefa inona no lalao hataontsika? [2.69#]
Zanakanarana 
Fikambanana  66  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe lalao
Ohabolana  67  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  68 Randzavola: lalao ao amin' ny Baiboly (=> filalaovana)

Teny iditra (2/2) 69  lalao
Fototeny  70 lala
Sokajin-teny  71  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lalaina [Fitanisana]
Ohatra  72  lalao ny ray aman-dreninareo, rankizy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21