Teny iditra | 1 lalan-dra |
Singan-teny | 2 lalana, ra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy |
5 fantsona ifamezivezen' ny ra manerana ny tena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 a vein or an artery [1.2] 7 a blood vessel [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 artère [1.3] 9 vaisseau sanguin [1.8, 1.13] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |