|
|
|
|

Teny iditra1  lalaovina
Fototeny  2  lalao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaovin' ny salsa ilay kiborin-taretra
5  Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaovinareo ange, rankizy, io vehivavy adala io
6  Andaniana andro amin' ny fanaranam-batana: Holalaoviny fotsiny io vehivavy io fatsy halainy ho vady velively akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to be played with [1.2]
8  to be played with; to be mocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  avec quoi ou dont on joue [1.8]
Ohatra  10  Izany rehetra izany dia afaka lalaovina ao amin'ilay fianarana. [2.424#]
11  Efa rano rahateo moa no lalaovina, ka izay fanampiny kely etsy sy eroa, iny ve misy dikany! [2.472#]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16  lalaovina, voalalina

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09