|
|
|
|

Teny iditra 1  lalaovina
Fototeny  2 lalao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao kilalao, atositosika na dakana na atsipy mba hahafinaritra ny tena sady handaniana andro: Lalaovin' ny salsa ilay kiborin-taretra
9 Ihomehezana, hanihanina: Aza lalaovinareo ange, rankizy, io vehivavy adala io
10 Andaniana andro amin' ny fanaranam-batana: Holalaoviny fotsiny io vehivavy io fatsy halainy ho vady velively akory [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be played with [1.2]
12 to be played with; to be mocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 avec quoi ou dont on joue [1.8]
Ohatra  14  Izany rehetra izany dia afaka lalaovina ao amin'ilay fianarana. [2.424#]
15  Efa rano rahateo moa no lalaovina, ka izay fanampiny kely etsy sy eroa, iny ve misy dikany! [2.472#]

Fivaditsoratra  lalaovina, 16 voalalina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19