Teny iditra lali-nofo
Singan-teny lalina ; nofo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny tany matevina tsy misy vato, ny tany izay tsara ary tafidina hatrany ambany ny nofon-tany ao aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Soft and good. Used of soil [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qui a une couche épaisse de bonne terre [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/26