|
|
|
|

Teny iditra 1  nofo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin' ny tenan' ny olomtielona sy ny biby: Malemilemy ny nofon' ny zazakely
5 Hena: Tsara nofo ny amalona
6 Ny vatana (miolotra amin' ny fanahy): Malemy ny nofo
7 Ny faty: Ny nofon' Itompokolahy dia hoentina ao amin' ny eglizin' Ambozontany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 flesh. [Swa. Annofu, fleshiness.] [1.2]
9 flesh [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 chair [1.8]
Ohatra  11  nofo sy ra no vavolombelona! [2.470#17]
12  Ny nofo miady amin' ny fanahy. [2.285#]
13  Nofo tsy misy fanahy tahaka an-dRivo fahagola. [2.529#]
Voambolana  14  Haiaina
Tovy hevitra  15 nofotra
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 28 misy ny teny hoe nofo
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18 Randzavola: nofo ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  19 fono, nofo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22