|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lamako
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  5  Hazo roa lafy na taolana vazan' omby ampifampikapohina ohatra ny tanana asolo ny tehaka mba hivelezana ba na hanarahan-kira. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  two pieces of wood or board stuck together and used as an accompaniment to native songs [1.2]
Ohatra  7  Miara manipy sandry izy rehetra miaraka amin' ny ampongan' ny ntaolo sy lamako. [1.437#]
8  Ny fikapoky ny fivoy eny amin' ny rano no ba manelanelana sy lamako mampiray hina azy. [2.499#]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)10  lamako
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny anglisy  12  applause [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  applaudissement [1.8]

Fivaditsoratra  14  kalamo, lakamo, lamako, lamoka, lamòka, malako, maloka

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07