|
|
|
|

Teny iditra1  lamba sarika
Singan-teny  2  lamba, sarika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] lamba mavomavo tsara natao tamin'ny sarika na kofehy madinika avy amin'ny vatan' akondro, izay nosarihana, dia notohizina natao lamba
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny lamba sarika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07