Teny iditra (1/3) | 1 sarika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1#866] sintona, roritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3#582] action de tirer (comme quand on tire les fibres du bananier) action d'épuiser, comme la maladie, le travail 5 [1.196] action de tirer les fibres, défibrer |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 13 sarika |
Sokajin-teny | 14 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
15 [1.1#866] Kofehy madinika avy amin' ny vatan' akondro |
Fanazavàna teny frantsay |
16 [1.3#582] les fibres du bananier 17 [1.196] fibre du Musa textilis, dite : « chanvre de Manille », autrefois très utilisée comme textile en Imerina. Elle servait à faire les tissus dits lamba sarika |
Ohatra |
18 Ny jiafotsy no fitafiana naman' ny sarika. [1.437#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 20 sarika |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.1#866] Karazan' akondro fakana tsiratsirany ny vatany, izay nanaovan' ny Ntaolo indrindra lamba fahiny; ny vatan' ny akondro sarika dia lava, ne fa ny voany madinika |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.196] (de sarika : action de tirer les fibres, défibrer). Musa textilis Née (Musaceae). Il fournit une fibre dite : « chanvre de Manille » [Merina]
|
Voambolana |
24 Haizavamaniry |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 27 arisak, asarik, kasira, sakary, sarika, siraka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |