Teny iditra lambomiditra (lambo, iditra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fombandrandram-bolo toy ny randramadinika ihany amin' ny voalohany, fa atao mifandray daholo kosa ny sori-bolo mifanandrify rehetra ka tsy atao tananivoho izy rehefa vita fa atao doko sifila; ny ankizy matetika no atao lambomiditra [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31