Teny iditra lambondriaka
Singan-teny lambo ; riaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-biby mampinono any anaty rano ka mivelona amin' ny hazandrano; mety hahatratra 1 metatra sy sasany ny halavany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A sea hog, a porpoise [1.2]
Fanazavàna teny malagasy Dauphin [2.356]
Ohatra Mijery irony andiana hazandrano manidina tsy fahita, na ny lambondriaka misavoana sy manao antsitrika eny anaty ranobe. [2.356]
Voambolana 
Tovy hevitra lambondrano

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/15