Teny iditra lambo tsy mandry
Singan-teny lambo ; tsy ; mandry
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Raharaha mbola tsy tapaka, mbola tsy vita [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sanglier qui ne dort pas. Se disait d'une affaire non tranchée. [2.415]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21