Teny iditra laminina (lamina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alamina, atao amim-pilaminana ka maka mora tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Same as alamina
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : laminina, laminiko, lamininao, lamininy, laminintsika, lamininay, lamininareo, laminin', laminin-, laminim-, lamini-
Ny lasa : nolaminina, nolaminiko, nolamininao, nolamininy, nolaminintsika, nolamininay, nolamininareo, nolaminin', nolaminin-, nolaminim-, nolamini-
Ny hoavy : holaminina, holaminiko, holamininao, holamininy, holaminintsika, holamininay, holamininareo, holaminin', holaminin-, holaminim-, holamini-
Filaza mandidy : lamino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05