|
|
|
|

Teny iditra1  lamokany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny anglisy  3  addled, used of eggs; bad, used of the disease called tety, and of a kind of pulse [1.2]
4  an unhatched rotten egg [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  oeuf couvé mais gâté [1.8]
Ohatra  6  Misy koa ireo mpanotri-borona raha mandinika ny atody dia fantany ny ho foy sy ny ho lamokany. [2.285#]
7  Foto-goavy ira no nandalovany ary voany roa sy telo, lamokany tsy misy nahita no notazany sy nasesiny ambava. [2.470#]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny lamokany io

Fivaditsoratra  9  lamokany, manolaky, mañolaky

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/22