Teny iditra lampivato
Singan-teny lampy ; vato
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy (lampi-vato) a stone pavement [1.2]
 A stone pavement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Carrelage en pierres [1.8]
Ohatra Nanaraka an' ireo vavahady ny lampivato, sady nifanerana tamin' ny halavan' ny vavahady; [2.996]

Teny iditra lampivato
Singan-teny lampy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de lampy : plat, horizontal et vato :pierre ; il peut croître même sur les rochers, sauf dans les lieux trop en pente) Ilex mitis (L .) Radlk. (Aquifoliaceae). Nom relevé par Harizo, garde forestier. On se sert du bois pour la lutherie (fabrication des instruments de musique). L'écorce a des propriétés cicatrisantes. [1.196]
Anarana siantifika Ilex mitis
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07