|
|
|
|

Teny iditra1  landibe
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] karazana biby kely manome landy gasy
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [be, great] a large kind of silk cocoon made by a number of silkworms working in one cocoon
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] Borocera madagascariensis
Ohatra  6  [2.472] Ny an' Ingahy Ramiandrisoa anefa, tsy latsaka ny fitopolo ny mora indrindra, nisy aza ny landibe nihoatra ny ariary zato ny vidiny.
Voambolana  7  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Singan-teny  8  landy, be

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07