| Teny iditra | 1 lanja |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
33 Havesaran-javatra aramizana: Firy kilao ny lanjan' io vary io?
34 Fitondrana zavatra na biby na olona eo ambony soroka: Aza atao lanja kisoa, lehiretsy, itỳ zanak' olona! [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
35 weight [Comp. Swa. mlanza, a pole for carrying]
[1.2] 36 weight [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
37 poids, pesanteur
[1.8] 38 importance; masse, dose [1.13] |
| Ohatra |
39 Raha lanja no hitsarana, dia ireny no vato-mizana;
[2.285#211]
40 Ny vaton' ny Filoha no mahery lanja raha mitovy ny isam-bato. [2.114#36] 41 mandova ny rainy ary koa ny reniny, na dia tsy mitovy lanja aza izany. [2.606#63] |
| Fikambanana | 42 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 31 misy ny teny how lanja |
| Ohabolana | 43 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|