|
|
|
|

Teny iditra 1  lanjalanjaina
Fototeny  2 lanjalanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Ohatra  8  ny hazon' Andriana tsy tonga, fa ny fanoto no lanjalanjaina [2.558]
9  Tsy maintsy lanjalanjaina tsara ny sarany sy ny tombontsoan' ny asa atao ho an' ny firenena, ampitahaina ny vola laniana aminy sy ny tombontsoa azo avy aminy. [4.27]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21