| Teny iditra | 1 lano |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 [Antesaka] (laño) lomano
[1.78] 12 Lomano, fitana rano an-domano. [1.1] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe lano |
| Fivaditsoratra | lano, 14 lona, 15 nalo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|