| Teny iditra | 1 lomano |
| Fototeny | 2 lano |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fahaizana mampitsinkafona ny tena ao anaty rano amin' ny fanetsiketsehana ny tongotra sy ny tanana. Misy karazany maro ny fihetsehana amin' ny lomano: ny tsikaroka, ny tsipy sandry, ny rano tsilany, ny antsitrika, sns...
[1.1#546] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 swimming
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 nage, natation
[1.3#411] |
| Ohatra |
17 Izy roa lahy samy kinga tamin' ny lomano.
[2.356#]
18 fsy mila sasin-teny lava amin' ity tompoko, ary na azo hatao aza izany dia lomano miorika manabe vavarano foana. [1.436#] |
| Fikambanana | 19 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe lomano |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | lomano, 21 lomona, 22 maloño, 23 manolo, mañolo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|