Teny iditra lany mondron-kery
Singan-teny lany ; mondro ; hery
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lany hatramin' ny hery kely sisa nananana; lany harena sy fananana nanasoavana zanaka na zavatra hafa nilaina ho tsara; fongana ny hery rehetra tamin' ny asa na ny fanaovan-tsoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Having given all his strength [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui a épuisé ses forces [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12