|
|
|
|

Teny iditra1  lany mondron-kery
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] lany hatramin' ny hery kely sisa nananana; lany harena sy fananana nanasoavana zanaka na zavatra hafa nilaina ho tsara; fongana ny hery rehetra tamin' ny asa na ny fanaovan-tsoa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] having given all his strength
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qui a épuisé ses forces
Singan-teny  6  lany, mondro, hery

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07