|
|
|
|

Teny iditra 1  laoka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  12 Ilazana izay rehetra hanina miaraka amin' ny vary, na hena na anana na hazandrano: Be sira loatra ny laoka [1.1]
13 [Bezanozano+Sihanaka] hazandrano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  14 any relish, or meat eaten with rice. On the coast it almost always means fish or vegetables. [Mal. ikan, fish; Borneo lank] [1.2]
15 meat, fish, vegetables, etc eaten with rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 qu'on mange avec le riz [1.8]
Ohatra  17  Inona izao no laoka hatao eo! [2.4#9]
18  Tsy ampy ny sakafo, kely ny laoka. [2.356#21]
19  laoka sy loaka no ireo tenenina ireo. [2.245#166]
20  Tsy misy na inona na inona toy ny laoka sirahazo. [2.69#249]
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe laoka
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 akalo, 24 aloka, alòka, 25 lakao, laoka, 26 loaka, 27 olaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18