|
|
|
|

Teny iditra 1  milaoka
Fototeny  2 laoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manao laoka: Nilaoka trondro izahay omaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be in the habit of eating laoka with one's rice [1.2]
10 to have meat, vegetables; to eat together with rice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 manger de la viande, des légumes, avec le riz [1.8]
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 kaliôma, 14 kimalao, 15 mailoka, Mailoka, 16 makalio, 17 mialoka, 18 mikaloa, milaoka, 19 miloaka, 20 miolaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18