Teny iditra | 1 laona |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Hazo na vato noloahana -- fa tsy tanteraka -- ka atao fitotoam-bary: Laom-bato, laon-kazo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a mortar for pounding rice; any mortar [Mal. lasung (?)] 5 [1.7] a mortar for pounding rice, maize, etc |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] mortier pour piler le riz, le maïs, etc |
Ohatra |
7 laona sy fanoto no manodidina azy ary ahitra malemy mifatratra an-tsobiky no taingenan' ny sasany aminy. [2.470] 8 Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny laona io |
Fivaditsoratra | 15 alano, aloan, alona, alòna, aolan, lañoa, laona, loana, naalo, nalao, naloa, naola, olana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |