|
|
|
|

Teny iditra 1  lapa
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antesaka] tranon'ny mpanjaka [1.78]
11 Trano itoeran' ny Andriamanjaka
12 Tokantrano tsara tarehy aoka izany na anjakan' ny fiadanana: Lapan' ny fahasambarana itỳ irano itỳ
13 Trano voafidy hanaovana famorana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 a palace, the residence of the sovereign
15 the residence of a noble on his estate
16 the house appointed by a clan or family to perform the circumcision ceremonies
17 any large house in a town or village used as a place of assembly [1.2]
18 a palace [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 palais [1.8]
Ohatra  20  Ary trano natao lapa dia Besakana; [2.59#]
21  Nezakezahany natosika ny varavaran'ny lapa; [2.588#]
Fikambanana  22  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe lapa
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  24 Randzavola: lapa ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21