Teny iditra lasam-borona
Singan-teny lasa ; vorona
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Tovy hevitra lasam-binany
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05