|
|
|
|

Teny iditra1  lasam-binany
Singan-teny  2  lasa, vinany
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana indrindra ireo zatovo verivery hevitra noho ny fitiavana, tratran' ny alahelo sy manjonitra tsy marary [1.1]
Ohatra  5  Mahatsiaro tena ho eo anoloan' ny fahamarinana aho, hoy indray izy lasambinany, ka te-hanatri-maso izay nitranga marina. [2.5#]
Tovy hevitra  6  lasam-borona

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24