|
|
|
|

Teny iditra1  lasiray
Singan-teny  2  ila, iray
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  same as ilasiray [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  un voamena et demi; le seizième de la piastre [1.3]
Voambolana  7  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Fivaditsoratra  8  alasiry, isilara, lasiray

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/16