Teny iditra lasosy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ranondranon-javatra nandrahoina entina hampahatsiro na hampahafy hanina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sauce [1.2]
 Sauce, gravy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sauce [1.8]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la sauce.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31