Teny iditra latsapaheniny
Singan-teny latsaka ; fahenina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheniny (ampahenin' ny voamena), na 0,166 Fr [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (latsa-paheniny) twopence less a sixth [1.2]
Voambolana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13