|
|
|
|

Teny iditra1  latsapaheniny
Singan-teny  2  latsaka, fahenina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Anaram-bola ambanin' ny voamena ka ny heviny dia hoe: voamena latsaka ny ampaheniny (ampahenin' ny voamena), na 0,166 Fr [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  (latsa-paheniny) twopence less a sixth [1.2]
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/13