Teny iditra | lavahana (lavaka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana lavaka: Lavaho kely eto hamboleko katsaka Takina: Ananan-dRakoto vola aho ka tavahany foana andro aman' alina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be digged, to be bored [1.2] | ||||||||
To have a hole made in it; to be dug into. cf. loaka [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Dans lequel on fait un trou; où l'on creuse [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | lavahana | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Jejo [1.78] | ||||||||
Teny iditra | lavahana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Mpijangajanga [1.78] | ||||||||
Teny iditra | lavahana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Vehivavy janga [1.78] | ||||||||
Fivaditsoratra | halavana, lavahana, vahanala, valahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |