|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lavaka
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany
16 Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy
17 Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 a hole, a cave, a den. See loaka, zohy [1.2]
19 a pit, a hole, a cave [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 trou, fosse, caverne [1.8]
[1.13]
Ohatra  21  Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka. [2.606#]
22  lavaka kely izy ireny teo am-piandohana. [2.117#]
23  Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka. [2.117#]
24  Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io; [2.59#]
Voambolana  25  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 35 misy ny teny hoe lavaka
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  28  Soratra misy io teny io
Sary 
29  30  31 
32  33  34 

Teny iditra (2/2) 35  lavaka
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny frantsay  37 [Betsimisaraka+Bezanozano] (au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo. [1.196]
Voambolana  38  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  39 kalava, lavaka, 40 valaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17