| Teny iditra | 1 lavalava |
| Fototeny | 2 lava |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 long et peu large
[1.3#392] |
| Ohatra |
8 Latabatra lavalava sady matevina no iasany.
[2.332#37]
9 Indro, ao anaty ahitra, misy harondakana lavalava; [1.281#] 10 Mila fianarana lavalava vao mahafehy ny toe-tsaina siantifika; [2.445#88] |
| Fikambanana | 11 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lavalava |
| Fivaditsoratra | lavalava, 12 valalava, 13 valavala |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|