Teny iditra | lava ranjanana | |
Singan-teny | lava ; ranjanana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: lava | |
Ohatra | Mandehana hianareo iraka faingam-pandeha, mankany amin'ny firenena lava ranjanana sady malambolambo ny hodiny, any amin'ny vahoaka atahorana any lavitra any;
[2.996] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |