Teny iditra lavidavitra (lavitra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (duplicatif) [1.3]
 Un peu loin [1.107]
Ohatra 
1Efa lavidavitra izahay vao niantso izy [2.472]
2Satria lavidavitra sy saro-dalana ihany no misy azy [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20