|
|
|
|

Teny iditra 1  lavina
Fototeny  2 la
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo
9 laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany [1.10]
10 Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko
11 Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako
12 Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13 to be refused, to be rejected, to be disapproved, to be hated [1.2]
14 to be refused, to be denied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  15 qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette, à quoi on renonce, qu'on méconnait. Efa nolaviny izay natolotrao azy: il a refusé ce que vous lui avez offert. Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites [1.3]
16 qu'on refuse [1.5, 1.8, 1.6]
17 qu'on nie [1.8, 1.6]
18 qu'on renie; qu'on rejette [1.8]
Ohatra  19  Angaha koa inoa ho azonao lavina? [2.643#64]
20  Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27#2010/01/15]
21  Ary io zavamisy io mihitsy no lavina aminy. [1.369#]
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  23 lavany, lavina, 24 vanila, 25 vilana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21