Teny iditra lavitra akaiky
Singan-teny lavitra ; akaiky
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana toerana izay akaiky ihany raha alaina an' eritreritra na tombanana atao toratady, fa ny lalana mankany no lavitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Near, but cannot be reached. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/29