|
|
|
|

Teny iditra 1  lefasana
Fototeny  2 lefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Torahana, tsipazana: Nolefasany vaton' antsamotady ilay voromaitala ka maty teo no ho eo [1.1]
Mpanahaka  9  andefasana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22