Teny iditra | 1 lefi-nono |
Singan-teny | 2 lefitra, nono |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] faritra amin' ny akanjom-behivavy izay mamintina ny tratra mitovy amin' ny akanjo boritanana, mba hanatsarana ny bika |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] plis des robes, des corsets pour les seins |
Voambolana |
6 Toe-karena: zaitra |
Fivaditsoratra | 7 lefi-nono, nolefoni |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |